2 Kings 8:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa NY TOMPO tsy nety nandringana ny Joda noho ny amin’i Davida mpanompony, araka ilay nolazainy taminy, fa homeny jiro mandrakizay ho an’ny taranany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy naringan’i Iaveh anefa i Jodà noho ny amin’i Davida mpanompony, araka ny fampanantenany hanome azy jiro tsy tapaka eo amin’ny taranany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nandringana an’i Joda anefa ny TOMPO noho ny amin’i Davida mpanompony, izay efa nampanantenainy fa ny taranany dia hanjaka mandrakizay ao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Nefa Jehovah tsy nety nandringana ny Joda noho ny amin'i Davida mpanompony, araka ilay nolazainy taminy fa homeny jiro mandrakizay ho an 'ny taranany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa NY TOMPO tsy nety nandringana ny Joda noho ny amin’i Davida mpanompony, araka ilay nolazainy taminy, fa homeny jiro mandrakizay ho an’ny taranany izy.
malagasy
Nefa Jehovah tsy nety nandringana ny Joda noho ny amin'i Davida mpanompony, araka ilay nolazainy taminy fa homeny jiro mandrakizay ho an'ny taranany.[Na: izy sy]