2 Kings 8:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga Ravehivavy ka nanatanteraka ny tenin’ilay lehilahin’Andriamanitra; eny, lasa izy sy ny ankohonany ka nivahiny fito taona tany amin’ny tanin’ny Filistina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa niainga ravehivavy hanao araka ny voalazan’ny olon’Andriamanitra, ary lasa nandeha izy sy ny ankohonanay, ka nitoetra fito taona tany amin’ny tanin’ny Filistinina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala teo ilay vehivavy ka nanao araka ny tenin’ilay olon’Andriamanitra taminy; ary lasa izy sy ny fianakaviany nifindra monina nandritra ny fito taona tany amin’ny tanin’ny Filistinina.
Malagasy Bible 1865
Dia niainga ravehivavy ka nanao araka ny tenin'ilay lehilahin'Andriamanitra; eny, lasa izy sy ny ankohonany ka nivahiny fito taona tany amin'ny tanin'ny Filistina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga Ravehivavy ka nanatanteraka ny tenin’ilay lehilahin’Andriamanitra; eny, lasa izy sy ny ankohonany ka nivahiny fito taona tany amin’ny tanin’ny Filistina.
malagasy
Dia niainga ravehivavy ka nanao araka ny tenin'ilay lehilahin'Andriamanitra; eny, lasa izy sy ny ankohonany ka nivahiny fito taona tany amin'ny tanin'ny Filistina.