2 Kings 8:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny androny no nikomian’i Edoma tsy hanoa ny Joda, fa nanangana mpanjaka ho azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny androny no nialan’i Edôma tsy ho ambanin’ny fanapahan’i Jodà, fa nanangana mpanjaka ho azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andron’i Jôrama no nikomian’ny Edômita tamin’ny fahefana jodeanina ka nananganany mpanjaka ho azy.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny androny no niodinan'i Edoma ka tsy nanoa ny Joda, fa nanangana mpanjaka ho azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny androny no nikomian’i Edoma tsy hanoa ny Joda, fa nanangana mpanjaka ho azy;
malagasy
Tamin'ny androny no niodinan'i Edoma ka tsy nanoa ny Joda, fa nanangana mpanjaka ho azy;