2 Kings 8:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ny Edomita dia mbola nikomy ka tsy nanoa ny Joda mandraka androany. I Libna koa dia nikomy tamin’izany andro izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitsoaka tsy ho ambanin’ny fanapahan’i Jodà intsony i Edôma, mandrak’androany. Tamin’izany fotoana izany ihany koa, no nitsoaka ho afaka i Lobnà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatreo dia nanohitra ny fahefana jodeanina ny Edômita mandraka androany. Tamin’izay fotoana izay koa no nikomian’ny tanànan’i Libnà.
Malagasy Bible 1865
Ary Edoma mbola niodina ka tsy nanoa ny Joda mandraka androany. Ary Libna koa dia niodina tamin'izany andro izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ny Edomita dia mbola nikomy ka tsy nanoa ny Joda mandraka androany. I Libna koa dia nikomy tamin’izany andro izany.
malagasy
Ary Edoma mbola niodina ka tsy nanoa ny Joda mandraka androany. Ary Libna koa dia niodina tamin'izany andro izany.