2 Kings 8:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Jehorama dia nalevina tao amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida; ary i Ahazia zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nody mandry any amin’ny razany i Jôrama, ka nalevina tao amin’ny razany, ao an-tanànan’i Davida; dia i Okoziasa zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Jôrama, dia nalevina tao amin’ny fasam-pianakaviany tao an- tanànan’i Davida; ary i Ahazià zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehorama lasa nodimandry any amin'ny razany, dia nalevina tao amin'ny razany tao an-tanànan'i Davida; ary Ahazia zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Jehorama dia nalevina tao amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida; ary i Ahazia zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary Jehorama lasa nodimandry any amin'ny razany, dia nalevina tao amin'ny razany tao an-tanànan'i Davida; ary Ahazia zanany no nanjaka nandimby azy.