2 Kings 8:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandeha tamin’ny lalan’ireo taranak’i Ahaba izy ka nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO tahaka ny nataon’ny taranak’i Ahaba, fa vinanton’ny taranak’i Ahaba ihany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandeha tamin’ny lalan’ny taranak’i Akaba izy, ka nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh toy ny taranak’i Akaba fa vinanton’ny taranak’i Akaba izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny toetran’ireo taranak’i Ahaba no narahin’i Ahazià; ka nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO tahaka ny nataon’ireo izy sady vinanton’ny taranak’i Ahaba ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary nandeha tamin'ny lalan'ny taranak'i Ahaba izy, ka nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah tahaka ny nataon'ny taranak'i Ahaba, fa vinanton'ny taranak'i Ahaba ihany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandeha tamin’ny lalan’ireo taranak’i Ahaba izy ka nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO tahaka ny nataon’ny taranak’i Ahaba, fa vinanton’ny taranak’i Ahaba ihany izy.
malagasy
Ary nandeha tamin'ny lalan'ny taranak'i Ahaba izy, ka nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah tahaka ny nataon'ny taranak'i Ahaba, fa vinanton'ny taranak'i Ahaba ihany izy.