2 Kings 8:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony afaka ny fito taona dia nody avy tany amin’ny tanin’ny Filistina Ravehivavy ary lasa nitaraina tamin’ny mpanjaka izy ny amin’ny tranony sy ny taniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka fito taona, tafaverina avy any amin’ny tanin’ny Filistinina ravehivavy ka nandeha hitaraina amin’ny mpanjaka, ny amin’ny tranony sy ny sahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony afaka fito taona dia nody avy tany amin’ny tanin’ny Filistinina ravehivavy ka nangataka hihaona amin’ny mpanjaka mba hitaky ny tranony sy ny taniny.
Malagasy Bible 1865
Ary nony afaka ny fito taona, dia nody avy tany amin'ny tanin'ny Filistina ravehivavy; ary lasa nitaraina tamin'ny mpanjaka izy ny amin'ny tranony sy ny taniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony afaka ny fito taona dia nody avy tany amin’ny tanin’ny Filistina Ravehivavy ary lasa nitaraina tamin’ny mpanjaka izy ny amin’ny tranony sy ny taniny.
malagasy
Ary nony afaka ny fito taona, dia nody avy tany amin'ny tanin'ny Filistina ravehivavy; ary lasa nitaraina tamin'ny mpanjaka izy ny amin'ny tranony sy ny taniny.