2 Kings 8:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpanjaka dia niteny tamin’i Gehazy, zatovon’ny lehilahin’Andriamanitra hoe: Miangavy anao aho, lazao amiko izay zava-dehibe rehetra nataon’i Elisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpanjaka kosa, niresaka tamin’i Giezi mpanompon’ilay olon’Andriamanitra ka nanao hoe: «Mba tantarao amiko kely ny zava-dehibe nataon’i Elisea.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay kosa ny mpanjaka dia niresaka tamin’i Gehazỳ mpanompon’i Elisà. Nangatahiny izy mba hilaza aminy izay zava-dehibe rehetra nataon’ny mpaminany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka niteny tamin'i Gehazy, zatovon'ny lehilahin'Andriamanitra, hoe: Masìna ianao, lazao amiko izay zava-dehibe rehetra nataon'i Elisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpanjaka dia niteny tamin’i Gehazy, zatovon’ny lehilahin’Andriamanitra hoe: Miangavy anao aho, lazao amiko izay zava-dehibe rehetra nataon’i Elisa.
malagasy
Ary ny mpanjaka niteny tamin'i Gehazy, zatovon'ny lehilahin'Andriamanitra, hoe: Masìna ianao, lazao amiko izay zava-dehibe rehetra nataon'i Elisa.