2 Kings 8:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nanontanian’ny mpanjaka Ravehivavy dia nanamafy izany. Dia notendren’ny mpanjaka ny tandapa iray ka nomeny teny hoe: Avereno izay azy rehetra ary onero ny vokatry ny taniny rehetra hatramin’ny andro nialany tamin’ny tany ka mandraka ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanontanian’ny mpanjaka ravehivavy, ka nitantara izany taminy; dia nomen’ny mpanjaka eonòka anankiray izy, nataony hoe: «Asaovy averina aminy avokoa ny saha rehetra, hatramin’ny nialany tatỳ, ka mandrak’ankehitriny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontanian’ny mpanjaka ilay vehivavy, ka nitantara ny zava-drehetra. Ary nasain’ny mpanjaka nokarakarain’ny manamboninahitra iray ny raharahan-dravehivavy, ka hoy izy: –Avereno aminy avokoa ny fananany rehetra ary onero ny vokatry ny taniny manomboka amin’ny andro nandaozany azy ka mandraka ankehitriny.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nanontanian'ny mpanjaka ravehivavy, dia nilaza. Ary dia notendren'ny mpanjaka ny tandapa anankiray ka nomeny teny hoe: Avereno izay azy rehetra, ary onero ny vokatry ny taniny rehetra hatramin'ny andro nialany tamin'ny tany ka mandraka ankehitriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nanontanian’ny mpanjaka Ravehivavy dia nanamafy izany. Dia notendren’ny mpanjaka ny tandapa iray ka nomeny teny hoe: Avereno izay azy rehetra ary onero ny vokatry ny taniny rehetra hatramin’ny andro nialany tamin’ny tany ka mandraka ankehitriny.
malagasy