2 Kings 9:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hohanin’ny alika ao amin’ny tany Jezirela i Jezebela ka tsy hisy handevina azy. Dia namoha ny varavarana ilay zatovo ka lasa nandositra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hohanin’ny alika eo amin’ny sahan’i Jezrahela i Jezabela, ary tsy hisy olona handevina azy.» Dia novohan’ilay zatovo ny varavarana, ka lasa nandositra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Jezebela kosa tsy hisy handevina, satria hohanin’ny alika ao amin’ny sahan’i Jizrehela ny fatiny.» Rehefa avy nilaza izany ilay tovolahy mpaminany, dia namoha ny varavarana ka lasa nandositra.
Malagasy Bible 1865
Ary Jezebela hohanin'ny alika ao amin'ny tany Jezirela, ka tsy hisy handevina azy. Dia namoha ny varavarana ilay zatovo ka lasa nandositra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hohanin’ny alika ao amin’ny tany Jezirela i Jezebela ka tsy hisy handevina azy. Dia namoha ny varavarana ilay zatovo ka lasa nandositra.
malagasy
Ary Jezebela hohanin'ny alika ao amin'ny tany Jezirela, ka tsy hisy handevina azy. Dia namoha ny varavarana ilay zatovo ka lasa nandositra.