2 Kings 9:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niakatra teo amin’ny kalesy fitondra miady i Jeho ka nankany Jezirela, fa tany no nitoeran’i Jehorama, ary i Ahazia, mpanjakan’ny Joda dia efa nidina hamangy an’i Jehorama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niakatra teo amin’ny kalesiny i Jehò, ka niainga nankany Jezrahela, fa nandry tany i Jôrama, ary nidina namangy an’i Jôrama any koa i Okoziasa mpanjakan’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitaingina ny kalesiny i Jehò ka nankany Jizrehela izay nisy an’i Jôrama notsaboina sy i Ahazià mpanjakan’i Joda tonga namangy azy.
Malagasy Bible 1865
Dia niakatra teo amin'ny kalesy Jeho ka nankany Jezirela, fa tany no nitoeran'i Jorama. Ary Ahazia, mpanjakan'ny Joda, efa nidina hamangy an'i Jorama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niakatra teo amin’ny kalesy fitondra miady i Jeho ka nankany Jezirela, fa tany no nitoeran’i Jehorama, ary i Ahazia, mpanjakan’ny Joda dia efa nidina hamangy an’i Jehorama.
malagasy
Dia niakatra teo amin'ny kalesy Jeho ka nankany Jezirela, fa tany no nitoeran'i Jorama. Ary Ahazia, mpanjakan'ny Joda, efa nidina hamangy an'i Jorama.