2 Kings 9:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia naniraka mpitaingin-tsoavaly fanindroany i Jehorama, ary nony tonga teny koa io dia niteny hoe: Izao no tenin’ny mpanjaka: Fihavanana va? Ary hoy i Jeho hoe: Ahoanao izay fihavanana? Fa mankanesa ato aorianako ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naniraka mpitaingin-tsoavaly fanindroany i Jôrama; ka tonga teny izy ary nanao hoe: «Izao no lazain’ny mpanjaka: Fihavanana va izao?» Fa namaly i Jehò nanao hoe: «Mampaninona anao izay fihavanana? Avia atỳ aoriako ianao!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandefa mpitaingin-tsoavaly faharoa indray i Jôrama, ka nony tonga teny amin-dry zareo io, dia nanao hoe: –Izao no tenin’ny mpanjaka: «Fihavanana ve no ahatongavanareo?» Ary hoy ny navalin’i Jehò: –Ahoanao inona izay fihavanana? Fa mankanesa ato aoriako ianao!
Malagasy Bible 1865
Dia naniraka mpitaingin-tsoavaly fanindroany Jorama, ary nony tonga teny koa izy, dia nanao hoe: Izao no tenin'ny mpanjaka: Fihavanana va? Ary Jeho namaly hoe: Ahoanao izay fihavanana? fa mankanesa ato aoriako ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia naniraka mpitaingin-tsoavaly fanindroany i Jehorama, ary nony tonga teny koa io dia niteny hoe: Izao no tenin’ny mpanjaka: Fihavanana va? Ary hoy i Jeho hoe: Ahoanao izay fihavanana? Fa mankanesa ato aorianako ianao.
malagasy