2 Kings 9:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga any ianao dia izahao i Jeho, zanak’i Josafata, zanak’i Nimsy; midira, dia asaivo mitsangana hiala eo amin’ny namany izy ary ento any amin’ny efitrano anatiny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tonga any ianao, zahao i Jehò zanak’i Jôsafata zanak’i Namsì, ka rehefa tafahàtona eo anilany dia asaovy mitsangana avy eo amin’ireo rahalahiny izy, dia ento mankany an’efitrano mangingìna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa mby any ianao, dia ataovy izay hahitana an’i Jehò zanakalahin’i Jôsafata sady zafikelin’i Nimsỳ. Antsoy hiala amin’ny namany izy, dia ento any amin’ny efitrano anatiny indrindra.
Malagasy Bible 1865
ary rehefa mby any ianao, dia izahao Jeho, zanak'i Josafata, zanak'i Nimsy, ary midìra, ka manaingà azy hiala amin'ny namany, ary ento any amin'ny efi-trano anatiny izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga any ianao dia izahao i Jeho, zanak’i Josafata, zanak’i Nimsy; midira, dia asaivo mitsangana hiala eo amin’ny namany izy ary ento any amin’ny efitrano anatiny;
malagasy
ary rehefa mby any ianao, dia izahao Jeho, zanak'i Josafata, zanak'i Nimsy, ary midìra, ka manaingà azy hiala amin'ny namany, ary ento any amin'ny efi-trano anatiny izy;