2 Kings 9:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nahita an’i Jeho i Jehorama dia niteny hoe: Fihavanana va, ry Jeho? Fa hoy izy taminy hoe: Aiza no hisy fihavanana raha mbola ao ihany ny fijangajangan’i Jezebela reninao sy ny sikidy betsaka ataony?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nahita an’i Jehò i Jôrama, dia nanao taminy hoe: «Fihavanana va izao, ry Jehò?» Fa namaly kosa i Jehò: «Inona no ho fihavanana eo raha mbola maharitra koa ny fijangajangan’i Jezabela reninao sy ny vorika betsaka ataony?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha vao nahita an’i Jehò i Jôrama, dia nanontany azy hoe: –Fihavanana ve no ahatongavanao, ry Jehò? Fa hoy ny navaliny: –Tsy hisy fihavanana, raha mbola manompo ireo andriamani-tsiizy sy manao majika i Jezebela reninao.
Malagasy Bible 1865
Ary Jorama, nony nahita an'i Jeho, dia nanao hoe: Fihavanana va. ry Jeho? Fa izy namaly hoe: Aiza no hisy fihavanana, raha mbola ao ihany ny fijangajangan'i Jezebela reninao sy ny fankatovana betsaka ataony?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nahita an’i Jeho i Jehorama dia niteny hoe: Fihavanana va, ry Jeho? Fa hoy izy taminy hoe: Aiza no hisy fihavanana raha mbola ao ihany ny fijangajangan’i Jezebela reninao sy ny sikidy betsaka ataony?
malagasy