2 Kings 9:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampihodina ny kalesiny i Jehorama ka nandositra sady niteny tamin’i Ahazia hoe: Tena fitaka izao, ry Ahazia!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nampihodina ny kalesiny i Jôrama, nitsoaka nandositra, sady nilaza tamin’i Okoziasa hoe: «Fivadihana ity, ry Okoziasa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nihodina i Jôrama ka nandositra sady niteny tamin’i Ahazià hoe: –Famadihana io, ry Ahazià!
Malagasy Bible 1865
Ary Jorama nampihodina ka nandositra sady niteny tamin'i Ahazia hoe: Misy fitaka, ry Ahazia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampihodina ny kalesiny i Jehorama ka nandositra sady niteny tamin’i Ahazia hoe: Tena fitaka izao, ry Ahazia!
malagasy
Ary Jorama nampihodina ka nandositra sady niteny tamin'i Ahazia hoe: Misy fitaka, ry Ahazia.