2 Kings 9:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpanompony dia nitondra azy tamin’ny kalesiny ho any Jerosalema ka nandevina azy tao am-pasany ao amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentin’ny mpanompony tamin’ny kalesy ho any Jerosalema izy, ka naleviny tao am-pasany, tao amin’ny razany, ao an-tanànan’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nentin’ny mpanompony tamin’ny kalesiny ho any Jerosalema izy ka nalevina tao amin’ny fasam-pianakaviany tao an- Tanànan’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanompony nitondra azy tamin'ny kalesiny ho any Jerosalema ka nandevina azy tao am-pasany ao amin'ny razany tao an-tanànan'i Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpanompony dia nitondra azy tamin’ny kalesiny ho any Jerosalema ka nandevina azy tao am-pasany ao amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida.
malagasy
Ary ny mpanompony nitondra azy tamin'ny kalesiny ho any Jerosalema ka nandevina azy tao am-pasany ao amin'ny razany tao an-tanànan'i Davida.