2 Kings 9:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona fahiraika amby folo nanjakan’i Jehorama zanak’i Ahaba no nanomboka nanjaka tamin’ny tany Joda i Ahazia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona faha-11 nanjakan’i Jôrama, zanak’i Akaba, no nahatongavan’i Okoziasa ho mpanjakan’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny faha-11 taona nanjakan’i Jôrama zanakalahin’i Ahaba no tonga mpanjakan’i Joda i Ahazià.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny taona fahiraika ambin'ny folo nanjakan'i Jorama, zanak'i Ahaba, no vao nanjakan'i Ahazia tamin'ny tany Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona fahiraika amby folo nanjakan’i Jehorama zanak’i Ahaba no nanomboka nanjaka tamin’ny tany Joda i Ahazia.
malagasy
Ary tamin'ny taona fahiraika ambin'ny folo nanjakan'i Jorama, zanak'i Ahaba, no vao nanjakan'i Ahazia tamin'ny tany Joda.