2 Kings 9:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary raiso ny tavoara feno diloilo ka aidino amin’ny lohany dia lazao hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Manosotra anao ho mpanjakan’ny Israely Aho! Dia vohay ny varavarana ka mandosira fa aza mitaredretra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary raiso ny tavoara misy diloilo, aidino amin’ny lohany, ka ataovy hoe: Izao no lazain’i Iaveh: Hosorako ho mpanjakan’i Israely ianao. Dia vohay ny varavarana ka mandosira fa aza mijanonjanona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary horaisinao ny tavoara ka hararakao eo ambony lohany ny menaka sady hombanao teny hoe: «Izao no lazain’ny TOMPO: Manosotra anao ho mpanjakan’i Israely aho!» Dia hovohanao avy eo ny varavarana mba handosiranao avy hatrany.
Malagasy Bible 1865
ary raiso ny tavoara feno diloilo, ka aidino amin'ny lohany, dia lazao hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Efa nanosotra anao ho mpanjakan'ny Isiraely Aho. Dia vohay ny varavarana, ka mandosira, fa aza mijanona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary raiso ny tavoara feno diloilo ka aidino amin’ny lohany dia lazao hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Manosotra anao ho mpanjakan’ny Israely Aho! Dia vohay ny varavarana ka mandosira fa aza mitaredretra.
malagasy