2 Kings 9:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony niditra teo am-bavahady i Jeho dia hoy i Jezebela: Fihavanana va, ry Zimry, mpamono tompo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niditra ny vavahady i Jehò dia hoy izy: «Fihavanana va izao, ry Zamrì, mpamono tompo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha niditra ny vavahady i Jehò, dia hoy i Jezebela: –Fihavanana ve no ahatongavanao, ry karazan’i Zimrỳ mpamono ny tompony?
Malagasy Bible 1865
Ary nony niditra teo am-bavahady Jeho, dia hoy Jezebela: Fihavanana va, ry Zimry, mpamono tompo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony niditra teo am-bavahady i Jeho dia hoy i Jezebela: Fihavanana va, ry Zimry, mpamono tompo?
malagasy
Ary nony niditra teo am-bavahady Jeho, dia hoy Jezebela: Fihavanana va, ry Zimry, mpamono tompo?