2 Kings 9:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niandrandra nijery ny varavarankely i Jeho sady niteny hoe: Iza aminareo ireo no momba ahy? Iza? Ary nisy tandapa roa na telo teo nitsirika nijery azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niandrandra tany am-baravarankely izy, dia nanao hoe: «Iza no momba ahy?» Eonòka roa na telo no nitsirika azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niandrandra ny varavarankely i Jehò sady nanontany hoe: –Iza no momba ahy? Iza? Ary nisy tandapa roa na telo nitsirika azy.
Malagasy Bible 1865
Ary niandrandra ny varavaran-kely Jeho ka nanao hoe: Iza aminareo ireo no momba ahy? Iza? Ary nisy tandapa roa na telo teo nitsirika azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niandrandra nijery ny varavarankely i Jeho sady niteny hoe: Iza aminareo ireo no momba ahy? Iza? Ary nisy tandapa roa na telo teo nitsirika nijery azy.
malagasy
Ary niandrandra ny varavaran-kely Jeho ka nanao hoe: Iza aminareo ireo no momba ahy? Iza? Ary nisy tandapa roa na telo teo nitsirika azy.