2 Kings 9:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: Azerao io vehivavy io! Dia nazerany izy ka nisy nipitipitika tamin’ny rindrin-trano sy ny soavaly ny rany; ary nohitsakitsahin’i Jeho izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nataony hoe: «Azerao atỳ ambany izy io!» Dia nazeran’ireo izy, ka nifantsitsìtra tamin’ny rindrina sy ny soavaly ny rany, ary nohosen’i Jehò tamin’ny tongony izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy izy taminy: –Azerao avy eny io vehivavy io! Dia natosiny avy eny am-baravarankely i Jezebela ka nianjera, ary nifantsitsitra tamin’ny rindrina sy ny soavaly ny rany; ka dia nohitsahin’i Jehò tamin’ny kalesiny izy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy: Azerao io vehivavy io. Dia nazerany izy; ka nisy nipitipitika tamin'ny rindrin-trano sy ny soavaly ny ràny; ka dia nohitsahin'i Jeho izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: Azerao io vehivavy io! Dia nazerany izy ka nisy nipitipitika tamin’ny rindrin-trano sy ny soavaly ny rany; ary nohitsakitsahin’i Jeho izy.
malagasy
Ary hoy Izy: Azerao io vehivavy io. Dia nazerany izy; ka nisy nipitipitika tamin'ny rindrin-trano sy ny soavaly ny ràny; ka dia nohitsahin'i Jeho izy.