2 Kings 9:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa ireo mba handevina azy, nefa tsy nisy tratrany teo afa-tsy ny karandohany sy ny tongony ary ny felatanany ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandeha handevina azy izy ireo, kanjo ny karandohany sy ny tongony amam-pelatanany sisa tratrany teo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa ireo mba handevina azy; kanjo tsy nisy afa-tsy ny karandohany sy ny tongotra aman-tanany sisa no hitany teo.
Malagasy Bible 1865
Koa dia lasa ireo handevina azy; nefa tsy nisy tratrany teo afa-tsy ny karan-dohany sy ny tongony ary ny felatanany ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa ireo mba handevina azy, nefa tsy nisy tratrany teo afa-tsy ny karandohany sy ny tongony ary ny felatanany ihany.
malagasy
Koa dia lasa ireo handevina azy; nefa tsy nisy tratrany teo afa-tsy ny karan-dohany sy ny tongony ary ny felatanany ihany.