2 Kings 9:37 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny fatiny dia ho toy ny zezika any an-tsaha, any amin’ny tany Jezirela, ka tsy hisy hahazo milaza hoe i Jezebela ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny fatiny kosa haely amin’ity saha ity toy ny zezika aparitaka amin’ny tany, ka tsy hisy afaka hilaza hoe i Jezebela iny.»
Malagasy Bible 1865
Ary ny fatiny ho toy ny zezika any an-tsaha, ny amin'ny tany Jezirela, ka tsy hisy hahazo milaza hoe Jezebela ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny fatiny dia ho toy ny zezika any an-tsaha, any amin’ny tany Jezirela, ka tsy hisy hahazo milaza hoe i Jezebela ity.
malagasy
Ary ny fatiny ho toy ny zezika any an-tsaha, ny amin'ny tany Jezirela, ka tsy hisy hahazo milaza hoe Jezebela ity.