2 Kings 9:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandeha ilay zatovo, dia ilay zatovo mpaminany, nankany Ramota-Gileada.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandeha ilay zatovo, mpanompon’ny mpaminany, ho any Ramôta, any Galaada.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa dia nankany Ramôta-Gilehada ilay tovolahy mpaminany.
Malagasy Bible 1865
Ary nandeha ilay zatovo, dia ilay zatovon'ny mpaminany, nankany Ramota-gileada.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandeha ilay zatovo, dia ilay zatovo mpaminany, nankany Ramota-Gileada.
malagasy
Ary nandeha ilay zatovo, dia ilay zatovon'ny mpaminany, nankany Ramota-gileada.[Na: ilay zatovo mpaminany]