2 Kings 9:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, ho fongotra ny taranak’i Ahaba rehetra; haringako avokoa ny lehilahy rehetra amin’ny tamingany, na ny voagadra na ny olona afaka eo amin’ny Israely;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haringana ny tranon’i Akaba rehetra, hofongorako ny lahy rehetra izay an’i Akaba, na ny mpanompo olona na ny olona afaka amin’i Israely,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ho fongotra avokoa ny fianakavian’i Ahaba; ary haringako ny lehilahy rehetra eo aminy na kely na lehibe,
Malagasy Bible 1865
Eny, ho fongotra ny taranak'i Ahaba rehetra; ary haringako avokoa ny lehilahy rehetra amin'ny tamingany, na ny voahazona na ny afaka eo amin'ny Isiraely;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, ho fongotra ny taranak’i Ahaba rehetra; haringako avokoa ny lehilahy rehetra amin’ny tamingany, na ny voagadra na ny olona afaka eo amin’ny Israely;
malagasy
Eny, ho fongotra ny taranak'i Ahaba rehetra; ary haringako avokoa ny lehilahy rehetra amin'ny tamingany, na ny voahazona na ny afaka eo amin'ny Isiraely;