2 Peter 1:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa toy izany no hanomezana malalaka ho anareo ny fidirana ho any amin’ny fanjakana mandrakizay izay an’i Jesosy Kristy Tompontsika sy Mpamonjy antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary amin’izany dia homena fidirana malalaka amin’ny fanjakan’i Jesoa Kristy Tompo sy Mpamonjy antsika ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa toy izany no hanomezana malalaka ho anareo ny fidirana ao amin’ny Fanjakana maharitra mandrakizay, dia ny Fanjakàn’i Jesoa Kristy Tompontsika sy Mpamonjy antsika.
Malagasy Bible 1865
fa toy izany no hanomezana malalaka ho anareo ny fidirana ho any amin'ny fanjakana mandrakizay, izay an'i Jesosy Kristy, Tompontsika sy Mpamonjy antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa toy izany no hanomezana malalaka ho anareo ny fidirana ho any amin’ny fanjakana mandrakizay izay an’i Jesosy Kristy Tompontsika sy Mpamonjy antsika.
malagasy
fa toy izany no hanomezana malalaka ho anareo ny fidirana ho any amin'ny fanjakana mandrakizay, izay an'i Jesosy Kristy, Tompontsika sy Mpamonjy antsika.