2 Peter 1:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mbola eto amin’ity tranolay ity aho dia ataoko fa mety ny hanaitaitra ny fahatsiarovanareo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataoko fa raha mbola amin’ity tranolay ity koa aho, dia adidiko ny mamoha anareo amin’ny fananarana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy heveriko fa raha mbola amin’ity fiaina-mandalo ity koa aho, dia mety ny hanaitairako anareo amin’ny fampahatsiarovana izany.
Malagasy Bible 1865
Fa raha mbola eto amin'ity trano-lay ity aho, dia ataoko fa mety ny hampifoha anareo amin'ny fampahatsiarovana anareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mbola eto amin’ity tranolay ity aho dia ataoko fa mety ny hanaitaitra ny fahatsiarovanareo
malagasy
Fa raha mbola eto amin'ity trano-lay ity aho, dia ataoko fa mety ny hampifoha anareo amin'ny fampahatsiarovana anareo,