2 Peter 1:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria fantatro fa ho avy tampoka ny hanesorana ny tranolaiko, araka izay nasehon’i Jesosy Kristy Tompontsika tamiko koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria fantatro fa akaiky ny hialako amin’ny tranolaiko araka izay nambaran’i Jesoa Kristy Tompontsika tamiko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, fantatro fa ho avy faingana ny fanesorana ahy amin’ity fiaina-mandalo ity, araka ny efa nasehon’i Jesoa Kristy Tompontsika tamiko.
Malagasy Bible 1865
satria fantatro fa ho avy tampoka ny hanesorana ny trano-laiko, dia toy ny nasehon'i Jesosy Kristy Tompontsika tamiko koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria fantatro fa ho avy tampoka ny hanesorana ny tranolaiko, araka izay nasehon’i Jesosy Kristy Tompontsika tamiko koa.
malagasy
satria fantatro fa ho avy tampoka ny hanesorana ny trano-laiko, dia toy ny nasehon'i Jesosy Kristy Tompontsika tamiko koa.