2 Peter 1:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa hataoko izay azoko atao mba hisy hotsarovanareo mandrakariva izany zavatra izany rehefa maty aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hanao izay zakako aho, mba hahatsiarovanareo izany zavatra izany mandrakariva rehefa lasa aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary dia hiezaka tokoa aho mba hisy hahatsiarovanareo izany zavatra izany mandrakariva, rehefa maty aho.
Malagasy Bible 1865
Ary dia hataoko izay zakako mba hisy hahatsiarovanareo izany zavatra izany mandrakariva, rehefa maty aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa hataoko izay azoko atao mba hisy hotsarovanareo mandrakariva izany zavatra izany rehefa maty aho.
malagasy
Ary dia hataoko izay zakako mba hisy hahatsiarovanareo izany zavatra izany mandrakariva, rehefa maty aho.