2 Peter 1:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy mba niankina tamin’izay anganongano noforonin’ny hafetsen’ny saina izahay raha nampahafantatra anareo ny hery sy ny fiavian’i Jesosy Kristy Tompontsika, fa efa hitan’ny masonay ny fiandrianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy nanaraka angano tsara lahatra foana izahay, raha nampahafantatra anareo ny hery amam-pahatongavan’i Jesoa Kristy Tompontsika, fa tena nahita maso ny fiandrianany tokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy angano tsara lahatra no narahinay, raha nampahafantatra anareo ny hery nampombana ny fiavian’i Jesoa Kristy Tompontsika, fa tena nahita maso ny fiandrianany izahay.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy nanaraka izay anganongano noforonin'ny fahafetsen'ny saina izahay, raha nampahafantatra anareo ny hery sy ny fihavian'i Jesosy Kristy Tompontsika; fa efa hitan'ny masonay ny fiandrianany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy mba niankina tamin’izay anganongano noforonin’ny hafetsen’ny saina izahay raha nampahafantatra anareo ny hery sy ny fiavian’i Jesosy Kristy* Tompontsika, fa efa hitan’ny masonay ny fiandrianany.
malagasy
Fa tsy nanaraka izay anganongano noforonin'ny fahafetsen'ny saina izahay, raha nampahafantatra anareo ny hery sy ny fihavian'i Jesosy Kristy Tompontsika; fa efa hitan'ny masonay ny fiandrianany.