2 Peter 1:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nahazo laza amam-boninahitra tamin’Andriamanitra Ray Izy raha tonga taminy avy tamin’ny voninahitra lehibe indrindra ilay feo hoe: «Ity no Zanako malalako izay sitrako» (Mat 17.5).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Endrey izany haja amam-boninahitra nomen’Andriamanitra Ray Azy, raha tonga teo aminy ilay feo avy tamin’ny voninahitra lehibe nanao hoe: «Ity no Zanako malalako izay sitrako indrindra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, nahazo haja amam-boninahitra tamin’Andriamanitra Ray i Jesoa, raha tonga teo aminy ilay feo avy tamin’Andriamanitra be voninahitra indrindra nanao hoe: «Ity no Zanako Malalako; Izy no sitrako.»
Malagasy Bible 1865
Fa nahazo laza amam-boninahitra tamin'Andriamanitra Ray Izy, raha tonga teo aminy avy tamin'ny voninahitra lehibe indrindra ilay feo nanao hoe: "Ity no Zanako malalako izay sitrako" (Mat. 17.5).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nahazo laza amam-boninahitra tamin’Andriamanitra Ray Izy raha tonga taminy avy tamin’ny voninahitra lehibe indrindra ilay feo hoe: «Ity no Zanako malalako izay sitrako» (Mat 17.5).
malagasy
Fa nahazo laza amam-boninahitra tamin'Andriamanitra Ray Izy, raha tonga teo aminy avy tamin'ny voninahitra lehibe indrindra ilay feo nanao hoe: "Ity no Zanako malalako izay sitrako" (Mat. 17.5).