2 Peter 1:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Renay io feo avy tany an-danitra io raha niaraka taminy tany amin’ny tendrombohitra masina izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary renay io feo avy tany an-danitra io, raha niara-nipetraka taminy tany an-tendrombohitra masina izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Renay io feo avy tany an-danitra io, raha niara-nipetraka tamin’i Jesoa tany an-tendrombohitra masina izahay.
Malagasy Bible 1865
Ary renay io feo avy tany an-danitra io, raha niara-nipetraka taminy tany an-tendrombohitra masina izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Renay io feo avy tany an-danitra io raha niaraka taminy tany amin’ny tendrombohitra masina izahay.
malagasy