2 Peter 1:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampitomboina ho anareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana amin’ny fahalalana tsara an’Andriamanitra sy Jesosy Tompontsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitombo ao aminareo anie ny fahasoavana amam-piadanana amin’ny fahalalana an’Andriamanitra sy i Jesoa Tompontsika
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampitomboina ao aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana, vokatry ny fahalalana tsara an’Andriamanitra sy i Jesoa Tompontsika!
Malagasy Bible 1865
hampitomboina ho anareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana amin'ny fahalalana tsara an'Andriamanitra sy Jesosy Tompontsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampitomboina ho anareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana amin’ny fahalalana tsara an’Andriamanitra sy Jesosy Tompontsika.
malagasy
hampitomboina ho anareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana amin'ny fahalalana tsara an'Andriamanitra sy Jesosy Tompontsika.