2 Peter 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay tsy manana izany zavatra izany kosa dia jamba; tsy mahajery lavitra izy sady nanadino ny nanadiovana azy tamin’ny fahotany fahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay tsy manana an’ireo kosa dia jamba sy tsy mahajery lavitra ary manadino ny nanadiovana azy tamin’ny fahotany fahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay tsy manana ireo toetra ireo kosa dia tsy mahajery lavitra ka naman’ny jamba, sady manadino ny nanadiovana azy tamin’ny fahotany fahiny.
Malagasy Bible 1865
Fa izay tsy manana izany zavatra izany kosa dia toa jamba ka tsy mahajery lavitra, sady nanadino ny nanadiovana azy tamin'ny fahotany voalohany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay tsy manana izany zavatra izany kosa dia jamba; tsy mahajery lavitra izy sady nanadino ny nanadiovana azy tamin’ny fahotany fahiny.
malagasy
Fa izay tsy manana izany zavatra izany kosa dia toa jamba ka tsy mahajery lavitra, sady nanadino ny nanadiovana azy tamin'ny fahotany voalohany izy.