2 Peter 2:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny anjely aza, izay mihoatra amin’ny tanjaka sy ny hery, dia tsy mitondra fiampangana hitenenan-dratsy azy ireny eo anatrehan’ny Tompo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa na ny Anjely izay mahery kokoa sy ambony fahefana aza, tsy mitsara sy tsy miteny ratsy azy ireo eo anatrehan’ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa ny anjely, izay mahery kokoa sy ambony fahefana noho ireo mpampianatra sandoka ireo aza, dia tsy mitondra fiampangana hanevateva eo anatrehan’ny Tompo ireo atao hoe voninahitra.
Malagasy Bible 1865
Fa ny anjely aza, izay mihoatra amin'ny tanjaka sy ny hery, tsy mitondra fiampangana hitenenan-dratsy azy eo anatrehan'ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny anjely aza, izay mihoatra amin’ny tanjaka sy ny hery, dia tsy mitondra fiampangana hitenenan-dratsy azy ireny eo anatrehan’ny Tompo!
malagasy
Fa ny anjely aza, izay mihoatra amin'ny tanjaka sy ny hery, tsy mitondra fiampangana hitenenan-dratsy azy eo anatrehan'ny Tompo.