2 Peter 2:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hiharan’ny tsy fahamarinana ho valin’ny tsy fahamarinany. Mahafinaritra azy ny velona vetivety amin’ny fy; feno pentimpentina sy tsiny izy ary faly mamitaka anareo raha miara-mihinana aminareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izany no ho valin’ny faharatsiany. Ny mahafinaritra azy ireo dia ny fy sendra isan’andro, ka feno tsiny amam-pondro izy; ataony fifaliana ho azy ny mamitaka anareo, amin’ny fiaraha-mihinam-py aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
eny, hiharan’ny ratsy izy ireo ho tambin’ny asa ratsiny. Ny heverin’ireo ho zava-mahafinaritra dia ny manao filibàna antoandrobenanahary izao; feno tsiny amam-pondro ireo fa miliba sady manodoka anareo rehefa miara-mihinana aminareo.
Malagasy Bible 1865
ary hiharan'ny ratsy ho valin'ny faharatsiany izy. Ataony ho zava-mahafinaritra ny velona vetivety amin'ny fy, ka be pentimpentina sy tsiny izy sady velona amin'ny fy eo amin'ny fanasam-pifankatiavany, raha miara-mihinana aminareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hiharan’ny tsy fahamarinana ho valin’ny tsy fahamarinany. Mahafinaritra azy ny velona vetivety amin’ny fy; feno pentimpentina sy tsiny izy ary faly mamitaka anareo raha miara-mihinana aminareo;
malagasy
ary hiharan'ny ratsy ho valin'ny faharatsiany izy. Ataony ho zava-mahafinaritra ny velona vetivety amin'ny fy, ka be pentimpentina sy tsiny izy sady velona amin'ny fy eo amin'ny fanasam-pifankatiavany, raha miara-mihinana aminareo, [ Na: [amin'ny famitahany].