2 Peter 2:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny masony dia feno fijangajangana ary tsy mety mitsahatra amin’ny fahotana; mamitaka ny tsy miorina tsara izy; zatra amin’ny fitiavana harena maloto ny fony; olona voaozona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny masony feno fijangajangana sy liam-pahotana lalandava; ny tsy miorin-tsaina tsara, angoleny; ny fony zatry ny fitiavam-bola; eny, zanaky ny fanozonana izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny haka vadin’olona ary ny tsy hitsaha-manota amin’izany no imasoany; ny mpino tsy miorina tsara, angoleny; ary liana fitiavan-karena loatra ny fony: eny, olona hiharan’ny loza nambaran’Andriamanitra ireo!
Malagasy Bible 1865
manana maso feno fijangajangana, izay tsy mety mitsahatra amin'ny fahotana: dia mamitaka ny tsy miorina tsara izy; ary mampaharatra ny fony amin'ny hafatratry ny fitiavany harena, dia zanaky ny fanozonana izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny masony dia feno fijangajangana ary tsy mety mitsahatra amin’ny fahotana; mamitaka ny tsy miorina tsara izy; zatra amin’ny fitiavana harena maloto ny fony; olona voaozona izy.
malagasy