2 Peter 2:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa niala tamin’ny lalana mahitsy izy ka nivily nanaraka ny lalan’i Balama, zanak’i Beora, izay tia ny tambin’ny tsy fahamarinana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala tamin’ny lalan’i Balaama zanak’i Bôsôra, izay nankasitraka ny tambin’ny tsy fahamarinana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa niala tamin’ny lala-mahitsy izy ireo ka nivily nanaraka ny lalana efa nizoran’i Balahàma, zanakalahin’i Behôra: i Balahàma dia nankamamy ny tambin’ny asa ratsiny,
Malagasy Bible 1865
efa niala tamin'ny lalana mahitsy izy ka nivily nanaraka ny lalan'i Balama, zanak'i Beora, izay tia ny tambin'ny tsi-fahamarinana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa niala tamin’ny lalana mahitsy izy ka nivily nanaraka ny lalan’i Balama, zanak’i Beora, izay tia ny tambin’ny tsy fahamarinana,
malagasy
efa niala tamin'ny lalana mahitsy izy ka nivily nanaraka ny lalan'i Balama, zanak'i Beora, izay tia ny tambin'ny tsi-fahamarinana, [Na: Bosora].