2 Peter 2:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa voaanatra izy noho ny fahotany: Ny boriky moana dia nanao feon’olona ka nisakana ny hadalan’ilay mpaminany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa nahazo anatra noho ny fivadihany ity mpaminany, fa niteny hoatra ny olona ny boriky moana, nisakana ny hadalany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy voaanatra noho ny hadisoany; fa niteny hoatra ny olona ny boriky moana, vao nahasakana ilay mpaminany tsy hikiry amin’ny hadalàny.
Malagasy Bible 1865
nefa voanatra izy noho ny fahotany: ny boriky moana efa nanao feon'olona ka nisakana ny hadalan'ilay mpaminany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa voaanatra izy noho ny fahotany: Ny boriky moana dia nanao feon’olona ka nisakana ny hadalan’ilay mpaminany.
malagasy
nefa voanatra izy noho ny fahotany: ny boriky moana efa nanao feon'olona ka nisakana ny hadalan'ilay mpaminany.