2 Peter 2:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fahafahana no ampanantenainy ireny, kanjo ny tenany aza dia andevon’ny fahalovana; fa izay maharesy ny olona no manandevo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampanantenainy fahafahana izy ireo, nefa ny tenany aza andevon’ny fahalotoana, satria izay resy dia andevon’izay naharesy azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fahafahana no ampanantenain’ireo ny olona voasodokany; kanjo ny tenany aza andevozin’ny fahazaran-dratsy, fa izay resy dia andevozin’izay naharesy azy.
Malagasy Bible 1865
fahafahana no ampanantenainy ireny, kanjo ny tenany aza dia andevon'ny fahalotoana; efa izay maharesy ny olona dia mahandevo avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fahafahana no ampanantenainy ireny, kanjo ny tenany aza dia andevon’ny fahalovana; fa izay maharesy ny olona no manandevo azy.
malagasy
fahafahana no ampanantenainy ireny, kanjo ny tenany aza dia andevon'ny fahalotoana; efa izay maharesy ny olona dia mahandevo avy.