2 Peter 2:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa mihatra aminy ny ohabolana marina hoe: «Ny amboa no miverina indray amin’ny loany» (Oha 26.11), ary: Ny kisoavavy efa nisasa dia mihosim-potaka indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tanteraka amin’ireny ilay ohabolana marina hoe: Ny alika miverina amin’ny loany, ary ny kisoa voasasa, mihosim-potaka indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa mihatra aminy tokoa ilay ohabolana marina hoe: «Ny alika no miverina amin’ny loany », ary ny hoe «Ny kisoavavy voasasa no mihosim-potaka indray».
Malagasy Bible 1865
Efa mihatra aminy ny ohabolana marina hoe: "Ny amboa miverina indray amin'ny loany" (Oha. 26. 11), ary: "Ny kisoavavy efa nisasa dia mihosim-potaka indray."
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa mihatra aminy ny ohabolana marina hoe: «Ny amboa no miverina indray amin’ny loany» (Oha 26.11), ary: Ny kisoavavy efa nisasa dia mihosim-potaka indray.
malagasy
Efa mihatra aminy ny ohabolana marina hoe: "Ny amboa miverina indray amin'ny loany" (Oha. 26. 11), ary: "Ny kisoavavy efa nisasa dia mihosim-potaka indray."