2 Peter 2:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy navelan’Andriamanitra ny anjely izay nanota fa noroahiny ho any amin’ny helo ka nafatony tamin’ny gadra tao amin’ny maizina mba hotahirizina ho amin’ny fitsarana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa matoa tsy namindra fo tamin’ny Anjely nanota Andriamanitra, fa namarina sy nanjera azy any an-davaka maizina izay itanany azy ho amin’ny fitsarana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo anjely, fony nanota, dia tsy namindran’Andriamanitra fo, fa noroahiny ho any amin’ny toeran’ny maty ka natolony ho ao an-davaka maizina mangitsokitsoka izay itanana azy ho amin’ny fitsarana.
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsy navelan'Andriamanitra ny anjely fony nanota, fa noroahiny ho any amin'ny helo ka natolony ho ao an-davaka maizina mba hotehirizina ho amin'ny fitsarana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy navelan’Andriamanitra ny anjely izay nanota fa noroahiny ho any amin’ny helo ka nafatony tamin’ny gadra tao amin’ny maizina mba hotahirizina ho amin’ny fitsarana,
malagasy
Fa raha tsy navelan'Andriamanitra ny anjely fony nanota, fa noroahiny ho any amin'ny helo ka natolony ho ao an-davaka maizina mba hotehirizina ho amin'ny fitsarana, [ Na: (nafatony tamin'ny gadra fahamaizinana)]