2 Peter 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary raha tsy namela ny tontolo taloha Izy fa namonjy an’i Noa, mpitory ny fahamarinana, mbamin’izy fito mianaka, fony tonga tamin’ny tontolon’ny ratsy fanahy ny safodrano,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
matoa tsy namindra fo tamin’izao tontolo izao fahiny Izy, afa-tsy tamin’i Nôe valo mianaka, mpitory ny fahamarinana, fony Izy nahatonga safodrano tamin’izao tontolo ratsy fanahy izao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao tontolo izao koa fahiny dia tsy namindran’Andriamanitra fo, satria henika olona ratsy fanahy, ka nataony tonga teo amin’izao tontolo izao ny safodrano; i Noà valo mianaka ihany no narovan’Andriamanitra, noho i Noà mpitory ny fahamarinana soritan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
ary raha tsy namela izao rehetra izao taloha Izy, fa namonjy an'i Noa, mpitory ny fahamarinana, sy ireo fito, fony nahatonga ny safo-drano tamin'ny ratsy fanahy teo amin'izao tontolo izao,-
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary raha tsy namela ny tontolo taloha Izy fa namonjy an’i Noa, mpitory ny fahamarinana, mbamin’izy fito mianaka, fony tonga tamin’ny tontolon’ny ratsy fanahy ny safodrano,
malagasy
ary raha tsy namela izao rehetra izao taloha Izy, fa namonjy an'i Noa, mpitory ny fahamarinana, sy ireo fito, fony nahatonga ny safo-drano tamin'ny ratsy fanahy teo amin'izao tontolo izao,-