2 Peter 2:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary raha nataony nanjary lavenona ny tanàna Sodoma sy Gomora ka nohelohiny horavana ary nataony ohatra ho an’izay ratsy fanahy atỳ aoriana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
matoa nohelohiny hofongorana sy hanjary lavenona ny tanànan’i Sôdôma sy i Gômôra, ary nataony ho anatry ny mpanao ratsy atỳ aoriana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tanàna Sôdôma sy Gômôra dia nohelohin’Andriamanitra ka noravany nanjary lavenona ary nataony fananarana ho an’ireo tsy miraiki-po aminy momba izay loza mety hihatra.
Malagasy Bible 1865
ary raha nataony nanjary lavenona ny tanàna Sodoma sy Gomora ka nohelohiny horavana ary nataony fananarana ho an'izay ratsy fanahy ato aoriana,-
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary raha nataony nanjary lavenona ny tanàna Sodoma sy Gomora ka nohelohiny horavana ary nataony ohatra ho an’izay ratsy fanahy atỳ aoriana,
malagasy
ary raha nataony nanjary lavenona ny tanàna Sodoma sy Gomora ka nohelohiny horavana ary nataony fananarana ho an'izay ratsy fanahy ato aoriana,-