2 Peter 2:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa i Lota, lehilahy marina kosa izay ory dia ory noho ny fanaranam-pon’ny olona ratsy fanahy, no novonjeny ho afaka,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary matoa Izy namonjy an’i Lôta olo-marina, izay nijaly noho ny haratsiam-pitondràn-tenan-dry zareo tsy misoro-doza,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nafahan’Andriamanitra kosa i Lôta, izay tia ny rariny ka ory dia ory noho ny fitondrantena ratsy nasehon’ny olona tsy miraharaha lalàna;
Malagasy Bible 1865
fa Lota marina, izay ory dia ory noho ny fijejojejoan'ny olona ratsy fanahy, no novonjeny ho afaka
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa i Lota, lehilahy marina kosa izay ory dia ory noho ny fanaranam-pon’ny olona ratsy fanahy, no novonjeny ho afaka,
malagasy
fa Lota marina, izay ory dia ory noho ny fijejojejoan'ny olona ratsy fanahy, no novonjeny ho afaka