2 Peter 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa izany lehilahy marina izany izay nitoetra teo anivon’ireo, dia nahory loatra ny fanahiny marina isanandro isanandro ny fahitany sy ny fandrenesany ny fandikan’ireo ny lalàna;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
(fa ory loatra ny fanahin’io olo-marina io mahita sy mandre isan’andro ny fandikàn’izy ireo ny Lalàna, fony izy niara-nitoetra taminy):
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria io lehilahy tia ny rariny io, fony izy nitoetra teo anivon’ireo, dia nijaly mafy tokoa tao am-pony raha nahita sy nandre isan’andro vaky ny asa ratsy vitan’ireo.
Malagasy Bible 1865
(fa izany lehilahy marina izany, raha nitoetra teo aminy, dia nahory loatra ny fanahiny marina isan'andro isan'andro noho ny nahitany sy ny nandrenesany ny fandikan'ireo ny lalàna):
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa izany lehilahy marina izany izay nitoetra teo anivon’ireo, dia nahory loatra ny fanahiny marina isanandro isanandro ny fahitany sy ny fandrenesany ny fandikan’ireo ny lalàna;
malagasy
(fa izany lehilahy marina izany, raha nitoetra teo aminy, dia nahory loatra ny fanahiny marina isan'andro isan'andro noho ny nahitany sy ny nandrenesany ny fandikan'ireo ny lalàna):