2 Peter 3:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry malala, ity no epistily faharoa soratako ho anareo ankehitriny, koa izy roa dia samy entiko hampifoha fahatsiarovana ao aminareo, amin’ny fisainana mazava,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry malala, ity no fanindroan’ny epistôla nosoratako ho anareo; ary izy roa dia samy entiko mampifoha ny sainareo mahitsy hitadidy tsara,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry hava-malala, ity izao no taratasy faharoa soratako ho anareo.
Malagasy Bible 1865
Ry malala, ity no epistily faharoa soratako ho aminareo ankehitriny, ka izy roroa dia samy entiko mampifoha ny sainareo madio amin'ny fampahatsiarovana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry malala, ity no epistily faharoa soratako ho anareo ankehitriny, koa izy roa dia samy entiko hampifoha fahatsiarovana ao aminareo, amin’ny fisainana mazava,
malagasy
[Ny amin'ny hihavian'ny Tompo, sy fananarana noho izany] Ry malala, ity no epistily faharoa soratako ho aminareo ankehitriny, ka izy roroa dia samy entiko mampifoha ny sainareo madio amin'ny fampahatsiarovana,