2 Peter 3:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha ho levona toy izany izao zavatra rehetra izao dia tokony hanao ahoana moa ny fitondrantena masina sy ny toe-panahinareo araka an’Andriamanitra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa raha tsy maintsy ho levona àry izao rehetra izao, ho toy inona no tokony ho fahamasinan’ny fitondran-tena amam-pitiavam-bavakareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha ho levona toy izany àry izao rehetra izao, dia ho olona tokony hanao ahoana moa ianareo amin’ny fitondrantena masina sy ny firaiketam-po amin’Andriamanitra?
Malagasy Bible 1865
Koa raha ho levona toy izany izao zavatra rehetra izao, dia olona tokony hanao ahoana moa ianareo amin'ny fitondran-tena masina sy ny toe-panahy araka an'Andriamanitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha ho levona toy izany izao zavatra rehetra izao dia tokony hanao ahoana moa ny fitondrantena masina sy ny toe-panahinareo araka an’Andriamanitra
malagasy
Koa raha ho levona toy izany izao zavatra rehetra izao, dia olona tokony hanao ahoana moa ianareo amin'ny fitondran-tena masina sy ny toe-panahy araka an'Andriamanitra,