2 Peter 3:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka manantena sady manafaingana ny fiavian’ny Andron’Andriamanitra izay handevona ny lanitra amin’ny afo ary handoro sy hampiempo ny tenan’ny zavatra rehetra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’ny fiandrasana sy fanafainganana ny hiavian’ny Andron’ny Tompo, izay hahamay sy hahalevona ny lanitra, ary handoro sy hampiempo ny tenan’ny zavatra rehetra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sady andrasanareo no hafainganinareo ny fiavian’ilay andron’Andriamanitra, izay andro hahamay ny habakabaka sy hahalevona azy ary hanempoan’ny hafanana ireo karazan-javatra ao aminy!
Malagasy Bible 1865
sady manantena no mampahafaingana ny hihavian'ny andron'Andriamanitra, izay hahamay sy hahalevona ny lanitra ary handoro sy hampiempo ny tenan'ny zavatra rehetra!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka manantena sady manafaingana ny fiavian’ny Andron’Andriamanitra izay handevona ny lanitra amin’ny afo ary handoro sy hampiempo ny tenan’ny zavatra rehetra!
malagasy
sady manantena no mampahafaingana ny hihavian'ny andron'Andriamanitra, izay hahamay sy hahalevona ny lanitra ary handoro sy hampiempo ny tenan'ny zavatra rehetra! [ Na: maniry mafy]