2 Peter 3:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa isika, araka ny teny fikasany, dia manantena lanitra vaovao sy tany vaovao izay itoeran’ny fahamarinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, araka ny fampanantenany, dia manantena ny lanitra vaovao sy tany vaovao isika, izay hanjakan’ny fahamarinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa isika, araka ny fampanantenàn’Andriamanitra, dia miandry ny habakabaka vaovao sy tany vaovao izay honenan’ny fahamarinana soritan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Kanefa isika, araka ny teny fikasany, dia manantena lanitra vaovao sy tany vaovao, izay itoeran'ny fahamarinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa isika, araka ny teny fikasany, dia manantena lanitra vaovao sy tany vaovao izay itoeran’ny fahamarinana.
malagasy
Kanefa isika, araka ny teny fikasany, dia manantena lanitra vaovao sy tany vaovao, izay itoeran'ny fahamarinana.